Entry | 1 tady mita |
Elementary words | 2 tady, mita |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tady asain' ny mpanao sikidy henjanina avy eo amin' ny zoron-trano atsimo andrefana mankamin' ny zorony avaratra atsinanana mba hiarovana amin' ny loza tady henjanina avy amin' ny morondrano iray mankamin' ny morony erỳ am-pita ka arahina rehefa miampita an-domano |
Explanations in French |
5 [1.3#639] Corde tendue commo préservatif par l’ordre des Sikidy, de l'angle sud-ouest de la maison à l’angle nord-est corde tendue sur une rivière d'un bord à l’autre pour la passer à la nage |
Updated on 2023/01/24 |