Entry | 1 tadivavarana |
Elementary words | 2 tady, vavarana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby |
Explanations in English |
5 [1.2][tady vavarana] a noose |
Examples |
6 Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996] |
Synonyms | 7 tady voavarana |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/17 |