Entry tabiha sy rehareha (tabiha, rehareha)
Part of speech expression
Explanations in English tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride [Hallanger 1973]
Explanations in French tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil [Hallanger 1974]
Examples 
1Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65]
2ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany. [Baiboly: 19:001:004/Estera 1:4..]

Updated on 2020/07/31