Entry | 1 tabaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa |
Explanations in English |
4 [1.2] tabatabaina 5 [1.2] [Provincial] to be taken by and eaten greedily from the hand |
Explanations in French |
6 [1.3] Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse |
Examples |
7 [1.3] Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz) 8 [1.3] Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort) 9 [1.3] notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison 10 [1.3] Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main) |
Root | 11 taba |
Morphology |
|
Anagrams | 16 abatany, atabany, bataina, ibatana, itabana, tabaina |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |