Entry | 1 tarafina |
Root | 2 taratra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna |
Explanations in English |
5 [1.7] to be shined on; to be examined by X-ray |
Explanations in French |
6 [1.8] sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie |
Examples |
7 Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana: [4.27] |
Morphology |
|
Analogs | 12 tilina, tsikilovina, zahana taratra |
Compound words |
|
Anagrams | 14 afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina |
Updated on 2023/01/20 |