|
|
|
|

Entry (1/9) 1  ta
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Explanations in English  4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [1.2]
5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7]
Explanations in French  6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [1.8]
Analogs  7  te, 8  ti
Combinations  9  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ta

Entry (2/9) 10  ta
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 [Tanosy] tanalahy [1.78]
Explanations in English  13 a provincial word for a chameleon. See tana [1.2]
Vocabulary  14  Zoology: reptiles, amphibians

Entry (3/9) 15  ta
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
18 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1]
Explanations in English  19 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [1.2]
Vocabulary  20  Sound

Entry (4/9) 21  ta
Part of speech  22  noun
Explanations in Malagasy  23 [Antesaka] fitazonana [1.78]

Entry (5/9) 24  ta
Part of speech  25  noun
Explanations in English  26 [Provincial] a lamp. [Swa. taa.] [1.2]

Entry (6/9) 27  ta~
Part of speech  28  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  29 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [1.1]
Explanations in English  30 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [1.2]

Entry (7/9) 31  ta    
Part of speech  32  adjective
Explanations in French  33 an' ialahy, an' ise [1.66]

Entry (8/9) 34  TA    
Part of speech  35  noun (acronym) [Full list]
Explanations in Malagasy  36 TA dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Tananarive Antsirabe". Ireto avy ny anaran' ny fijanonam-dalamby hatramy Antananarivo ka hatramy Antsirabe:
37 0,0 km: Antananarivo Soarano
38 2,5 km: Anosibe
39 4,5 km: Soanierana
40 9,3 km: Imerimanjaka
41 12,3 km: Ambohijanaka
42 16,2 km: Anjomakely
43 20,8 km: Ambatofotsy
44 24,8 km: Ambalavao
45 30,2 km: Tsinjony
46 40,2 km: Behenjy
47 53,2 km: Andriambilany
48 66,6 km: Ambatolampy
49 82,9 km: Ambohimandroso
50 93,3 km: Ampitatafika
51 102,3 km: Ilempona
52 114,7 km: Andavabato
53 124,9 km: Sambaina
54 142,6 km: Andranomanelatra
55 157,7 km: Antsirabe [3.1]

Entry (9/9) 56  Ta    
Part of speech  57  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  58 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  59 tantalum [3.1]
Explanations in French  60 tantale [3.1]
Vocabulary  61  Chemistry
Tables and plates  62  Periodic Table

Updated on 2026/04/23