Entry t
Part of speech noun (symbol)
Malagasy definition Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [Rajemisa 1985]
French definition Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [Abinal 1888]
Analogues  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry t~
Part of speech prefix [Words with t~]
Malagasy definition Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [Rajemisa 1985]
English definition the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [Richardson 1885]
French definition préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [Abinal 1888]
 préfixe exprimant le temps passé [Rajaonarimanana 1995]
Compound words, titles, names 

Entry t~
Part of speech prefix [Words with t~]
French definition préfixe exprimant l'origine [Rajaonarimanana 1995]
Compound words, titles, names 

2017/07/02