Entry soso-kevitra (sosoka, hevitra)
Part of speech expression
Malagasy definition hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [Rajemisa 1985]
French translation proposition, suggestion [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31