Entry soritra mirahale
Elementary words soritra ; mira ; hale
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13]
Explanations in French Courbe isohyète [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tsipi-mirahale

Updated on 2023/08/19