Entry sorisory (sory)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1]
Explanations in English Vexation, annoyance [1.7]
Explanations in French Chagrin, vexation [1.8]
Examples 
1Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471]
2Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : sorisory, sorisoriko, sorisorinao, sorisoriny, sorisorintsika, sorisorinay, sorisorinareo, sorisorin', sorisorin-, sorisorim-
Prefixed : -tsorisory, -tsorisoriko, -tsorisorinao, -tsorisoriny, -tsorisorintsika, -tsorisorinay, -tsorisorinareo, -tsorisorin', -tsorisorin-, -tsorisorim-
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20