Entry songona
Part of speech noun
Malagasy definition Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
¶ Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2009/02/23