Entry sondriana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31