|
|
|
|

Entry (1/2)1  sombina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
Explanations in French  4  une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Examples  5  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#]
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)13  sombina
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
Explanations in French  16  ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Updated on 2023/10/02