|
|
|
|

Entry1  somaritaka
Root  2 saritaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono [1.1]
Derivatives 
Active verbs :

Anagrams  6 akamositra, 7 Samotrakia, somaritaka

Updated on 2025/12/08