Entry somalianina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika
Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina [1.1]
Explanations in English Somalian [3.1]
Explanations in French Somalien, somalienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: somalien.
Analogs  Somalia

Updated on 2020/07/31