Entry somaingisaingy (saingisaingy)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy [1.1]
Explanations in French Timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3]

Updated on 2020/07/31