Entry somaingisaingy (saingisaingy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy [Rajemisa 1985]
French definition timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [Abinal 1888]

2014/11/01