Entry solika
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] menaka [Rakotosaona 1972]
 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
¶ Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
¶ Kolikoly enti-mamitaka [Rajemisa 1985]
English definition oil [Hallanger 1973]
French definition huile [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 21]
Quotes 

2012/09/27