|
|
|
|

Entry1  sokafana
Root  2  sokatra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko
5  Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana
6  Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [1.1]
Explanations in English  7  to be opened [1.7]
Explanations in French  8  qu'on ouvre [1.3#618, 1.8]
9  qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau [1.3#618]
Examples  10  nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [2.324]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Anagrams  15  fanasoka, fanosaka, sokafana

Updated on 2023/01/20