Entry soga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-damba vita amin' ny landihazo [Rajemisa 1985]
Explanations in English unbleached muslin fabric [Hallanger 1973]
Explanations in French tissu de coton écru [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [Andraina: Mitaraina, page 120]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]

Updated on 2020/07/31