| Entry | 1 soflera |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: vegetable |
| Updated on 2025/09/12 |
|