Entry | 1 sodihina |
Root | 2 sodika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alana, saratsarahina: Sodihina ny hoza-dravin' ny rofia 5 Alana, esorina: Sodiho tsara ny vato amin' ny vary 6 Esorina, (menaka, herotra... mitsinkafona): Sodihiny ny hero-dronono vao omeny ny zandriny ny ronono 7 Alaina, faohina, rehefa avy nihaodihaodiana, nihodinkodinana; angalarina rehefa avy nojerijerena taratra: Hitako nosidihin' ny papango ireto akohokely ireto. / Nosidihin' ny olona roa lahy iny ny ondry niraotra terỳ avaratanàna 8 Dihizina atao misonenika tsara [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |