Entry soa mahafiadana (soa, adana)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [Rajemisa 1985]
Synonyms soa mampiadana

Updated on 2020/07/31