|
|
|
|

Entry1  soa mahafiadana
Elementary words  2  soa, mahafiadana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1]
Examples  5  ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]

Updated on 2023/10/19