Entry sivilina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Origin French: civil.
Other spellings 

Updated on 2020/07/31