Entry sitily
Part of speech noun
Malagasy definition Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
¶ Fanatantavanana rano. [Rajemisa 1985]
French definition action de distiller, de filtrer [Abinal 1888]
Derivations 
Origin English: still.

2014/09/09