| Entry | 1 sisivala |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao
[1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|