Entry sisilianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1]
Explanations in English Sicilian [3.1]
Explanations in French Sicilien, sicilienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: sicilien.
Analogs  Sisily

Updated on 2020/07/31