Entry | sisana (sisa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra asiana sisa:
Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | sanasy, sasany, sasina, siansa, sinasa, sisana |
Updated on 2023/01/20 |