Entry | 1 siravato |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka Fanasina Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy |
Elementary words | 4 sira, vato |
Synonyms | 5 sira, siramanta |
Anagrams | 6 sarivato, siravato, voaratsy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |