Entry sirasira sakarivo am-bavanao
Elementary words sirasira ; sakarivo ; vava
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! [1.1]
Explanations in French Souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre! [1.3]

Updated on 2023/09/14