Entry sinokatra (sokatra)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Voasokatra, nosokafana, novohaina hahitana ny ao anatiny: Nosinokatra ny vata ka inona no tao [Rajemisa 1985]
French translation qu'on a ouvert, entr'ouvert, découvert, où l'on a permis de passer de nouveau [Abinal 1888]
Morphology 
sinokatra
sinokatro
sinokatrao
sinokany
sinokatsika
sinokatray
sinokatrareo
sinokatr'
sinoka-
sinokatry
nosinokatra
nosinokatro
nosinokatrao
nosinokany
nosinokatsika
nosinokatray
nosinokatrareo
nosinokatr'
nosinoka-
nosinokatry
hosinokatra
hosinokatro
hosinokatrao
hosinokany
hosinokatsika
hosinokatray
hosinokatrareo
hosinokatr'
hosinoka-
hosinokatry
Synonyms voasokatra

Updated on 2020/07/31