Entry singanina (singana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny iray na ny sasany ihany izay alaina amin' ny maso: Ny fotsy ihany singanina, hoy i Nenibe tamin' i Soa naka ny volofotsiny
Avahana ka marihina: Miteny aminareo mpianatra jiaby aho, ary singaniko manokana ny kilasy fahatelo [1.1]
Explanations in French Qu'on rend impair, qu'on fait aller seul [1.3]
Morphology 
Present : singanina, singaniko, singaninao, singaniny, singanintsika, singaninay, singaninareo, singanin', singanin-, singanim-, singani-
Past : nosinganina, nosinganiko, nosinganinao, nosinganiny, nosinganintsika, nosinganinay, nosinganinareo, nosinganin', nosinganin-, nosinganim-, nosingani-
Future : hosinganina, hosinganiko, hosinganinao, hosinganiny, hosinganintsika, hosinganinay, hosinganinareo, hosinganin', hosinganin-, hosinganim-, hosingani-
Imperative : singano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20