Entry sinetry (setry)
Part of speech past participle
Malagasy definition voasetry, setrena; valiana: Tsy natahotra velively izy fa nosinetrany daholo ny teny nataon' ny mpitory azy [Rajemisa 1985]
French translation (excédent) qu’on a compensé ; à qui ou à quoi on a répliqué, on s’est opposé [Abinal 1888]
Synonyms voasetry

Updated on 2021/02/28