Entry |
sinasy
(sasy)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Asiana sasiny:
Rehefa avy nosinasy ilay hira, dia indray nandredona azy daholo ny olona nanatrika [Rajemisa 1985]
|
French translation | à quoi on a mis une préface, un exorde, un prélude ¶ dont on s'est moqué finement [Abinal 1888]
|
Morphology |
sinasy
sinasiko
sinasinao
sinasiny
sinasintsika
sinasinay
sinasinareo
sinasin'
sinasin-
sinasim-
| |
nosinasy
nosinasiko
nosinasinao
nosinasiny
nosinasintsika
nosinasinay
nosinasinareo
nosinasin'
nosinasin-
nosinasim-
| |
hosinasy
hosinasiko
hosinasinao
hosinasiny
hosinasintsika
hosinasinay
hosinasinareo
hosinasin'
hosinasin-
hosinasim-
| |
|
Synonyms | |
|