Entry | 1 simenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika 4 Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1] |
Explanations in French |
5 ciment [1.13] |
Examples |
6 Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472] 7 Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470] |
Vocabulary |
8 Economy: buildings, public works |
Other spellings | 9 siman |
Compound words |
|
Anagrams | 12 ministera, mirañitse, simenitra |
Updated on 2020/07/31 |