Entry simaka
Part of speech noun
Malagasy definition Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [Rajemisa 1985]

Entry simaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/10/10