Entry silaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Potika, sombina, vaky, tapaka
Triatra, na vaky: Silaka ny nifiko
Menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1]

Entry silaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato
Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1]
 Sombiny [1.13]
Explanations in English A splinter, a small piece split off [1.7]
Explanations in French éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8]
Examples 
1Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245]
2Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606]
Derivatives 
Compound words 

Entry silaka
Part of speech noun
Explanations in French Partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/08