Entry | 1 sia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 very, diso lalana [Bara]
[1.78] 4 very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [Tanala] [1.78] 5 very lalana [Tanosy] [1.78] 6 fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka 7 Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia 8 Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] |
Explanations in English |
9 a turning aside, a wandering about [1.7] |
Explanations in French |
10 action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 isa, sia |
Updated on 2022/04/12 |