Entry sia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] very, diso lalana [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] very lalana [Rakotosaona 1975]
 Fahadisoandalana, fiviliana, fibirioka
¶ Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
¶ Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [Rajemisa 1985]
Explanations in English a turning aside, a wandering about [Hallanger 1973]
Explanations in French action de se détourner, d'errer par-ci par-là [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms siasia

Updated on 2020/07/31