Entry sevosevo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony [1.1]
Derivatives 
Synonyms sevoka ~ sevotsevoka

Updated on 2020/07/31