Entry setroka
Part of speech noun
Malagasy definition Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [Rajemisa 1985]
English definition smoke [Hallanger 1973]
French definition fumée [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 148]
Quotes 

Entry setroka
Part of speech adjective
Malagasy definition Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [Rajemisa 1985]
French definition aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

2015/12/24