Entry sento
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe
¶ Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento
¶ Fitrohana zavatra amin' ny orona. [Rajemisa 1985]
Explanations in English a sigh, a sob [Hallanger 1973]
Explanations in French soupir, sanglot [Hallanger 1974]
Derivations 

Updated on 2020/07/31