Entry sembo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano] fitafiana, lambam-behivavy [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] lamba [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo [Rakotosaona 1972]
 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2009/02/23