Entry sela
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy [Rajemisa 1985]
 ¶ sela mpitelina: karazan-tsela afaka mihinana mikrôby [SLP 1986]
French definition cellule
¶ sela fotsy: globule blanc
¶ sela mibokobokom-bihy: polynucléaire
¶ sela mpamelon'i Sertoli: cellules nourricières de Sertoli
¶ selam-pananahana fototra: cellule germinale, souche
¶ sela mpitelina: phagocyte
¶ selan'ny fihary: cellule glandulaire [SLP 1986]
Vocabulary 
Origin English: cell.

Entry Sela
Part of speech name (biblical) [full list]
 Sela [Baiboly]
English definition Salah [Baiboly]
French definition Shélah [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Sale
Examples fa maty tanora ny roa, ary Sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [Randzavola: Baiboly, page 515]
Quotes 
Articles 

2017/06/29