Entry sehotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory
Mitovy hevitra: liaka ~ liana ~ litika ~ saliadiaka ~ salitika ~ sedika ~ seriny [1.1]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31