Entry savihina (savika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka
Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho
Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan' i dadatoa [1.1]
Explanations in French Qu’on saisit fortement avec les bras, à quoi on s’accroche
Figuré: ( droits ) qu’on s’arroge, qu’on attaque en se basant sur des droits qu’on n’a pas, qu’on prend injustement [1.3]
Examples 
1Nosavihiny ny fananako rehetra (Il m’a pris injustement tous mes biens) [1.3]
2Nosavihiny aho, nefa afaka nandositra (Il me saisit fortemont avec les bras, mais j’ai pu m’échapper) [1.3]
3Savihin'ny tsaramaso ilay katsaka (Ce maïs est entortillé, enveloppé par les haricots) [1.196]
Morphology 
Present : savihina, savihiko, savihinao, savihiny, savihintsika, savihinay, savihinareo, savihin', savihin-, savihim-, savihi-
Past : nosavihina, nosavihiko, nosavihinao, nosavihiny, nosavihintsika, nosavihinay, nosavihinareo, nosavihin', nosavihin-, nosavihim-, nosavihi-
Future : hosavihina, hosavihiko, hosavihinao, hosavihiny, hosavihintsika, hosavihinay, hosavihinareo, hosavihin', hosavihin-, hosavihim-, hosavihi-
Imperative : saviho
Proverbs 

Updated on 2023/01/20