| Entry | 1 savasavana |
| Root | 2 savasava |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hadihadina, fotopotorana: Savasavany tsara ny zavatra ampianariny
5 alana izay manentsina na manelingelina: Nosavasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very [1.1] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 10 savasavaina |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | savasavana, 12 vasavasana |
| Updated on 2025/12/08 |
|