Entry | savaranonando | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62] | |
Explanations in English | Preamble [3.1] | |
Explanations in French | Préambule [1.13] | |
Examples | ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary.
[4.27] | |
Updated on 2021/11/21 |