|
|
|
|

Entry1  savaranonando
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62#918] Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra.
Explanations in English  4  [3.1] preamble
Explanations in French  5  [1.13] préambule
Examples  6  [4.27#] ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary.

Updated on 2024/12/07